Teny iditra horisy
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny fanao rehefa mandroaka ny akoho amam-borona mitady hiditra ao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Mot usité pour chasser les animaux, les volailles [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31