Teny iditra | hopaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihofahofana (enti-milaza zavatra mitapelaka ka mikopakopaka tsofin' ny rivotra na voahetsiketsika). Jereo kopaka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Abattre, agiter. § kòpaka. [1.19] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |