Teny iditra honinkonina (honina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra honina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31