Teny iditra hondrahondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihevingevenana na fihofahofana, toy ny an'ny volon'olona lava mihazakazaka [1.1]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra hondrahondra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy bodaka; mohaka tsy maharin-tena. [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31