|
|
|
|

Teny iditra1  homan-dela
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny zavatra masiatsiaka ka manaikitraikitra ny lela nony hanina
Singan-teny  4  homana, lela

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07