Teny iditra | hoetrika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona an-drano misy sangany (Fulica cristata na Mitrata) [1.1] | |
Anarana siantifika | Fulica cristata, Fulica mitrata | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | hoetrika, iketraho, karetohy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |