Teny iditra hodahoda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikodedehana raha miteny; fiakanakana namahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/29