Teny iditra | hobena (hoby) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | hobina | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hobena io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |