Entrée hoaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy
¶ Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory
¶ Hery sy feo re rehefa mandoa [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée hoaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] varavarankely [Rakotosaona 1975]
 varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [SLP 1986]
Explications en français oeil de boeuf [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31