Teny iditra | hoa | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Vovo (alika) [1.78] | |
Jereo hoha [1.1] | ||
Teny iditra | hoa | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Hia! [1.78] | |
Teny iditra | hoa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Sahala, mitovy [1.78] | |
Teny iditra | hoa | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Saiky [1.78] | |
Fivaditsoratra | aho, hao, hoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |