Teny iditra hirihiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin' izay lazaina azy; fanehoana di-doha tsy hanaraka ny hevitry ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Inflexibilité, refus opiniâtre [1.196]
Haiendriteny 
Tsotra : hirihiry, hirihiriko, hirihirinao, hirihiriny, hirihirintsika, hirihirinay, hirihirinareo, hirihirin', hirihirin-, hirihirim-, -kirihiry
Sampanteny 

Teny iditra hirihiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] Chrysalidocarpus arenarum Jum. (Arecaceae). Pousse le plus souvent en touffes comprenant plusieurs stipes. Utilisé dans la construction des maisons rustiques. Troncs très rigides. [1.196]
Anarana siantifika Chrysalidocarpus arenarum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25