Teny iditra hirava (rava)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mirava
Ohatra 
1Ary tampimasoandro no atao vao izay no hirava ny vahoaka. [2.48]
2Nony hirava ka nampiditrany entany ilay ankizy, tsy tao intsony ny vola. [2.472]

Teny iditra Hira va?
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1948
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02