Teny iditra hiloka > miloka (loka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To gamble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jouer de l'argent, parier [1.8]
Ohatra Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miloka
Ny lasa : niloka
Ny hoavy : hiloka
Filaza mandidy : milokà
Kamban-teny 

Teny iditra hiloka > miloka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Midera [1.78]

Teny iditra hiloka > milokà (loka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Teny iditra hiloka > ilokana (loka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ilokana, ilokako, ilokanao, ilokany, ilokantsika, ilokanay, ilokanareo, ilokan', ilokan-, ilokam-, iloka-
Ny lasa : nilokana, nilokako, nilokanao, nilokany, nilokantsika, nilokanay, nilokanareo, nilokan', nilokan-, nilokam-, niloka-
Ny hoavy : hilokana, hilokako, hilokanao, hilokany, hilokantsika, hilokanay, hilokanareo, hilokan', hilokan-, hilokam-, hiloka-
Filaza mandidy : ilokao

Fivaditsoratra