Teny iditra hike
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Mitsinjaka sady mikiake manao hoe : Hik! Hik! Hik! Hik! [1.78]

Teny iditra hike
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Farimpeo [1.78]

Teny iditra hike
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Karazan-dihy [1.78]

Teny iditra hike
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Vangy [1.78]

Teny iditra hike
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Dia an-tongotra lavitra [1.17]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31