Teny iditra henam-paty
Singan-teny hena ; faty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [faty, a corpse.] the beef distributed at funerals. See hena ratsy. [1.2]
Tovy hevitra hena ratsy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20