Teny iditra hematôzôera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany [1.1]
 Katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Hématozoaire [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: hématozoaire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31