Teny iditra havokarana (vokatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahabetsahan' ny voa tamin' ny zavatra nambolena; famoazana betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (racine vokatra). Fertilité d'une fleur ; d'une culture ; bonne production. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20