|
|
|
|

Teny iditra1  havaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Fanazavàna teny malagasy  4  jereo aVAotra [1.1]
5  ny atao hoe havaotra na avaotra dia karazan-javamaniry mandadina be tsilotsilo [2.313#131]
Fanazavàna teny frantsay  6  (voir aussi avaotra qui semble à préférer). Smilax kraussiana Meisn. (Liliaceae). Les tubercules et racines de cette salsepareille avaient des propriétés cicatrisantes utilisées notamment pour obtenir la guérison des abcès fistulés. On en faisait un onguent qu'on introduisait dans les fistules. [Merina] [1.196]
[Bezanozano]
[Betsimisaraka]
Tsipelina hafa  7  avaotra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny havaotra io

Fivaditsoratra  10  havaotra, voahatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14