Teny iditra | havanja | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Toerana fanangonana omby any an' efitra; tanin' ahitra fiandrasana omby; kijana. [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The sporting about of cattle; a resorting place of cattle. See kijana. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | falihavanja | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |