Entrée havaloana (valo)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana
¶ Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko [1.1]
Explications en anglais in eight days
¶ the eighth day [1.2]
Explications en français huit jours [1.3]
Vocabulaire 

Anagrammes havoanala, vahaolana, voahalana, halavoana

Mis à jour le 2023/01/20