Teny iditra hatonina (hatona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akaikezina, tomorina: Nohatoniny aho ka nataho tra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be approached, to be approximated. [1.2]
 To be approached; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on s'approche; [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hatonina, hatoniko, hatoninao, hatoniny, hatonintsika, hatoninay, hatoninareo, hatonin', hatonin-, hatonim-, hatoni-
Ny lasa : nohatonina, nohatoniko, nohatoninao, nohatoniny, nohatonintsika, nohatoninay, nohatoninareo, nohatonin', nohatonin-, nohatonim-, nohatoni-
Ny hoavy : hohatonina, hohatoniko, hohatoninao, hohatoniny, hohatonintsika, hohatoninay, hohatoninareo, hohatonin', hohatonin-, hohatonim-, hohatoni-
Filaza mandidy : hatony
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20