Teny iditra hatezerana (tezitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fahatezerana
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05