Teny iditra | hatevenana (tevina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevenan' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika Indrakely: Voatondro telo ny hatevenan' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1] | |
Tovy hevitra | hatevina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |