Entrée hateloana (telo)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala
¶ Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [ha-, and telo, three.] three days. [Richardson 1885]
Explications en français trois jours [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31