Teny iditra | hasiahana (siaka) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Fierceness, violence [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Méchanceté [1.3, 1.8] | ||||
Férocité [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | hasahiana, hasiahana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19 |