Teny iditra | harofana (haroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany:
Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See haroka [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fanohara, haforana, harofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |