Teny iditra | harihitra (rihitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Concentration [1.13] | |
Voambolana | Simia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |