Teny iditra haratana (haratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kakasana amin' ny hareza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See haratra. [1.2]
 To be shaved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rase [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : haratana, haratako, haratanao, haratany, haratantsika, haratanay, haratanareo, haratan', haratan-, haratam-, harata-
Ny lasa : noharatana, noharatako, noharatanao, noharatany, noharatantsika, noharatanay, noharatanareo, noharatan', noharatan-, noharatam-, noharata-
Ny hoavy : hoharatana, hoharatako, hoharatanao, hoharatany, hoharatantsika, hoharatanay, hoharatanareo, hoharatan', hoharatan-, hoharatam-, hoharata-
Filaza mandidy : harato
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20