Teny iditra |
harakaraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2]
|
Anarana siantifika | Eurystomus madagascariensis |
Voambolana |
|
Teny iditra |
harakaraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78]
|
| [Sihanaka]
Areti-mandalo [1.78]
|
Voambolana |
|