Teny iditra hanifisana (nify)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Thinness, scarcity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qualité de ce qui est mince [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29