Teny iditra hanginana (gina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1]
Tovy hevitra fahanginana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12