Entrée handitra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra
¶ Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe erỳ io tovolahy io
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31