Teny iditra handibaolina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalao fanatanjahan-tena mifanahatahaka amin' ny foty, saingy lalaovina amin' ny tanana fotsiny ihany kosa [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: hand-ball.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31