Teny iditra hamaotona (maotona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro [1.1]
Tovy hevitra fahamaotona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05