Teny iditra hamamiana (hamy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La douceur [1.3]
Ohatra 
1Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao. [2.285]
2Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470]
3Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina. [2.245]
Tovy hevitra hamamy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29