Teny iditra | hamaizinana (maizina (aizina (izina))) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fisiana hazavana, haizina: Mirepirepy rehefa mandeha amin' ny alina noho ny hamaizinana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'obscurité [1.3] | |
Tovy hevitra | fahamaizinana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |