Teny iditra halozana (loza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La gravité du mal, la sévérité, la cruauté [1.3]
Ohatra 
1Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana! [2.472]
2ahoana no hatao hampihavana ny halozana sy ny halemem-panahy tahaka ny nataon-drainao? [2.285]
Tovy hevitra fahalozana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17