|
|
|
|

Teny iditra1  halimo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Simia
Fanazavàna teny malagasy  4  Fifangaroan' ny metaly roa: ny varahina sy ny fira-potsy: Meday halimo no azon' ny fahatelo [1.1]
Tovy hevitra  5  sabamena
Tsipelina hafa  6  alimo

Fivaditsoratra  7  halimo, mihalo, mihola, milaho, miloha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31