Entrée halavana (lava)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [Rajemisa 1985]
Explications en anglais length [Hallanger 1973]
Explications en français longueur [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes fahalava ~ halava

Mis à jour le 2020/07/31