Teny iditra | halangalana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihatakatahana, fialana manalavidavitra, tsy fiarahana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | État de celui qui est séparé ou action de se séparer extérieurement, alors qu'on est uni de coeur ou par force [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |