Teny iditra | hakingana (kinga) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Cleverness, quickness [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Adresse [1.8, 1.13] | ||
Habileté [1.8] | |||
Rapidité, agilité [1.13] | |||
Tovy hevitra | hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |