Teny iditra hahita raharaha amiko ianao
Singan-teny mahita ; raharaha ; ianao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fandrahonana atao noho ny herim-pahefana na lonilony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17