Teny iditra | hahiazana (hia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Leanness [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Maigreur [1.8] | |
Fivaditsoratra | hahiazana, ihahazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |