Teny iditra | hafotsy (fotsy) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||
Ohatra | Fa angaha ny hafotsin' ny hoditr'indry no ianjonana amiko, sady nosamboriny tamin' ny sandriny ity zazavavy mahantra, ka notarihiny hivoaka ny trano
[2.895] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Teny iditra | hafotsy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara] (déformation de hafotra) Dombeya hafotsy Arènes (Malvaceae). Écorces à fibres. [1.196] | ||||
Anarana siantifika | Dombeya hafotsy | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25 |
![]() |