Teny iditra hafina (hafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Iaretana: Hafio ny hatsiaka, anaka, fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hafina, hafiko, hafinao, hafiny, hafintsika, hafinay, hafinareo, hafin', hafin-, hafim-, hafi-
Ny lasa : nohafina, nohafiko, nohafinao, nohafiny, nohafintsika, nohafinay, nohafinareo, nohafin', nohafin-, nohafim-, nohafi-
Ny hoavy : hohafina, hohafiko, hohafinao, hohafiny, hohafintsika, hohafinay, hohafinareo, hohafin', hohafin-, hohafim-, hohafi-
Filaza mandidy : hafio

Teny iditra hafina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazan'ovy any anaty ala fihinana raha mosary [1.78]
 Karazan-kazo fianakavian' ny rofia sy ny ravinala, izay fihinana ny fakany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of fern. Marattia fraxinea, Sm.
A shrub with edible fruit. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (vient de hafy : action de supporter une douleur, d'endurer une peine) Nom généralement donné à des aliments d'appoint, consommés seulement en cas de disette et qui ne sont pas toujours dépourvus de danger. Ce sont surtout :
[Bezanozano] Les frondes de Marattia fraxinea Sm. (Marattiaceae), grande fougère des lieux humides. Son gros rhizome souterrain contient un produit actif contre le taenia.
[Betsimisaraka] Une sorte de Palmier dont on consomme les fruits et les racines (Firaketana Malagasy)
[Betsileo] Une plante indéterminée dont le tubercule, bien que très amer, est consommé après une préparation spéciale [1.196]
Anarana siantifika Marattia fraxinea
Voambolana 

Teny iditra hafina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à des plantes dont l'écorce ou les tiges lianoïdes fournissant des liens solides pour les fagots. Ce sont sutout :
[Tankarana] Byttneria nossibeensis Arènes (Malvaceae)
[Sakalava] Christiana africana DC. (Malvaceae). [1.196]
Anarana siantifika Byttneria nossibeensis, Christiana africana
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20