Teny iditra hafenoana (feno)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko [1.1]
Tovy hevitra hafeno ~ fahafenoana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11