Teny iditra hafaingana (faingana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Tovy hevitra fahafainganana ~ hafainganana ~ halaky
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29