Teny iditra hady tapaka
Singan-teny hady ; tapaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hady nikororosy nanjary iva ka nataon' ny rehetra lalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cut in a road, a passage, an opening, a moat whose extremities reach the surface. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fossé coupé par un chemin [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01