Teny iditra | gororoana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feon' ny rano aidina ao anaty fitoeran-drano ka araraka tsy misy fiatoana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The noise of falling water. [1.2] | |||||||||||||||
The noise of water being poured [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bruit de l'eau qui coule; borborygme [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |