Teny iditra 1/3 |
gogo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Voir gogogogo, plus usité
[1.3]
|
Sampanteny |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra 2/3 |
gogo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ).
Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A kind of fish [1.2]
|
Anarana siantifika | Arius madagascariensis |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra 3/3 |
gogo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava]
A species of crocodile [1.2]
|
Voambolana |
|